- Talata 14 Septambra 2010
Politique.GTT IDF Mitsipaka tanteraka ny fihaonambem-pirenena
Tamin’ny alalan’ny fanambarana ofisialy navoakany omaly alatsinainy no nanehoan’ny GTT IDF (Gasy Tia Tanindrazana monina ao manodidina an’i Parisy Frantsa), ny fitsipahany marindrano ny fihaonambem-pirenena tanterahana eny amin’ny CCI Ivato.
Hamaky ny tohiny
