- Talata 14 Septambra 2010
Politique.Dr Elimberaza Mandridake Misy fanangonan-tsonia mitaky fahalalahana ho azy
Milamin-dratsy ny ao Toliara toarian’ny sakoroka nitranga tany an-toerana ny 27 aogositra 2010. Andaniny dia miparitaka ao an-tanàna ny trakta mamofompofona adim-poko eo amin’ny Tagnalana sy ny Vezo farany teo.
Hamaky ny tohiny
