• Alarobia 15 Septambra 2010
Politique.Magro Behoririka Mafana ny hetsika

Mafana ny hetsika ao amin’ny Magro Behoririka na dia eo aza ny sakantsakana manana endrika fampihorohoroana mihatra amin’ny Ankolafy Telo mifampizara vaovao sy mitaiza ara-politika ny mpiara-dia aminy ao amin’ity toerana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2010
Politique.Pastera Mailhol “Aoka izay ny politikan’ny mandroso mihemotra !”

Ala nenina farany ho an’ny fitondrana tetezamita ny fihaonambem-pirenena tanterahana eny Ivato mandritra ity herinandro ity, araka ny fahitan’ny pastera Mailhol azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2010
Politique.Ramasy Adolphe “Aleo hivoaka ny tena hevitry ny vahoaka”

“Aleo handeha aloha ny adihevitra sy ny fifampidinihana dia hita eo raha tena mivoaka marina ny hevitry ny vahoaka”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2010
Politique.Fihaonambem-pirenena Mitsoapahana sahady ny mpizaika

Na tamin’ny lanonam-panokafana, na tamin’ny andro faharoa, omaly dia mbola nisy hatrany ny savorovoro vokatry ny fandaminana tsy matotra amin’ny fihaonambem-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Septambra 2010
Politique.Ankolafy Telo tao Vohémar Nanao ampamoaka goavana

Mitohy ny fitsidiam-paritra ataon’ny Ankolafy Madagasikara (Albert Zafy, Didier Ratsiraka, Marc Ravalomanana) ka ny tanànan’i Vohémar no nanombohana azy omaly Alatsinainy 13 Septambra 2010 any amin’ny faritra SAVA.

Hamaky ny tohiny
FTT