• Alakamisy 16 Septambra 2010
Politique.Laurent Ramaroson Mbola mila fanabeazana ny fanaovana politika eto

Tsy tokony hahagaga ny fahamaroan’ny antoko politika eto amintsika amin’izao fotoana, satria tena mampiroborobo azy ireo mihitsy ny vanimpotoanan’ny krizy tahaka izao, araka ny hevitry ny filohan’ny vaomiera politikan’ny AVI, Atoa Laurent Ramaroson.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Septambra 2010
Politique.Praiministra Soloina i Camille Vital ?

Manomboka mivoaka matetika ao anatin’ny adihevitra eny Ivato amin’ny fihaonambem-pirenena ny tokony hanendrena praiministry ny marimaritra iraisana, izay eken’ny rehetra ary avy any anindran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2010
Politique.Fizarana seza Tsy mahavaha ny olana

Tanterahin’ny FAT eny Ivato, nanomboka ny 13 septambra, ilay “fihaonambem-pirenena” izay nomaniny niaraka tamin’ireo mpanohana ny fitondrana, dia ny Raiamandreny Mijoro sy ny antoko politika ary ny mpikambana ao amin’ny fiarahamonina sivily sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2010
Politique.Randrianazanany Victor Lalao Tokony hifamela ny filoha Ravalomanana sy Rajoelina

«Tsy misy afa tsy ny fifamelan’ny filoha Ravalomanana sy ny filohan’ny FAT Andry Nirina Rajoelina ihany no hany vahaolana tokana hivoahan’ny firenena amin’ny krizy».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2010
Politique.Dinika Santatra Nisy manova ny hevitra nivoaka

Nanazava omaly ny pastera Nestor Razafindramanintra, avy amin’ny Vondron’olompirenena ary anisan’ireo tompon’andraikitra mikarakara ny fihaonambem-pirenena fa mahatratra 4600 ny mpizaika eny Ivato araka ny fanisana farany natao omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Septambra 2010
Politique.Leader Fanilo 15 no tena antoko politika eto

Mandray anjara mavitrika amin’ny fihaonambem-pirenena ny antoko Leader Fanilo ary vonona ny hifanome tanana amin’ny rehetra amin’ny fikaroham-bahaolana hamahana ny krizy.

Hamaky ny tohiny
FTT