- Zoma 24 Septambra 2010
Politique.FAT tany New York Tsy niteny sa tsy navela hiteny ?
Nankalazaina sy nataon’ny fiadidiana ny FAT (Fahefana Avon’ny Tetezamita) nipoapoaka ny filazana fa nahazo fanasana amin’ny anarany manokana avy amin’ny Sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana, Ban Ki Moon, hamonjy ny fivoriambe faha-65 tanterahina any New York, i Andry Rajoelina, hidinika sy hanao tombana ny ezaka vita amin’ny fanatrarana ny tanjon’ny taona arivo fahatelo, miaraka amin’ireo firenena 192 mikambana ao amin’ity fianakaviambe ity.
Hamaky ny tohiny
