- Alatsinainy 27 Septambra 2010
Politique.Famontsoran-keloka Be no voafitaka
Hatairana ny an’ireo sesitany tamin’ny krizy 2002 raha nahita ny tatitra voarakitra ao amin’ny fehin-kevitry ny fikaonandoham-pirenena.
Hamaky ny tohinyHatairana ny an’ireo sesitany tamin’ny krizy 2002 raha nahita ny tatitra voarakitra ao amin’ny fehin-kevitry ny fikaonandoham-pirenena.
Hamaky ny tohinyNanamafy ny ministry ny fanapariaham-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Hajo Andrianainarivelo, fa tsy tokony ho olana mihitsy ny fanatanterahana fifidianana Ben’ny tanàna amin’ny 20 desambra izao.
Hamaky ny tohinyAo amin’ny Kaominina ambonivohitra Antsirabe indray ny mpisafo sy mpanara-maso ny asam-panjakana, mijery sy manadihady ny fitantanan-dRtoa Olga Ramalason sy ny asa isaky ny servisy misy ao.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fihaonambem-pirenena nokarakarain’ny Raiamandreny Mijoro sy ny vondron’olom-pirenena FINOANA ny 13 ka hatramin’ny 18 septambra lasa iny, dia manangasanga any koa ny «Forum» omanin’ny CSR-AN (Comité pour la Sauvegarde de la Refondation Authentique de la Nation), tarihin-dRtoa Blanche Nirina Richard. Nisy ny tafa mivantambantana nifanaovana taminy araka izao manaraka izao.
Hamaky ny tohinyFeno ny kapoaka. Mihetsika ny any amin’ny Faritra, tsy mahatanty intsony ny krizy lavareny ateraky ny fizirizirian’ny mahazo fahefana tsy hifampiraharaha amin’ny hafa ity. Raha ny ao an-drenivohitr’i Boeny dia mitsangana izao ny fikambanana “Mahajanga Miray”.
Hamaky ny tohinyMangataka ny hametrahana ny datim-pifidianana Ben’ny tanàna matotra sy mazava Rajaonasolo Clovis Arthur, Ben’ny tanànan’ny Kaominina Ambohidratrimo. Mialoha ny datin’ny 20 novambra izay hanatontosany sy ireo namany ny fametraham-pialana amin’ny maha Ben’ny tanàna azy no hangatahiny hivoahan’ny fanambarana.
Hamaky ny tohiny