- Alarobia 22 Septambra 2010
Politique.Fiandraza “Izay tsy nahavita ny asany ihany no tokony esorina”
Tsy mandà mihitsy ny hanoloana ny lehiben’ny Faritra araka ny tinapaky ny besinimaro nandritra ny fihaonambem-pirenena ny lehiben’ny faritra Androy, Fiandraza. Nambarany mantsy fa tsy mandrakizay ny olona voatendry na voafidy no mipetraka eo amin’ny toerany fa tsy maintsy ifandimbiasana io.
Hamaky ny tohiny
