• Alarobia 29 Septambra 2010
Politique.Jeneraly Razakarimanana Ferdinand Lalàmpanorenana roa no tokony hisafidianana

Tsy mankasitraka ny hanolorana lalàmpanorenana iray holaniana na ho lavin’ny vahoaka amin’ny alalan’ny ENY na TSIA ny jeneraly Razakarimanana Ferdinand izay efa PDS-n’ny faritanin’Antananarivo teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Septambra 2010
Politique.Marary tanteraka ny firenena Mila “Vonjy Aina”

Rehefa nanao fivoriambe ny SECES ny alatsinainy 27 septambra 2010, dia nanapa-kevitra ny mpampianatra fa hatao avy hatrany ny fitokonana mba hitakiana amin’ny tomponndraikitra ny fanatanterahana ny teny nomeny sy ny taratasy nosoniaviny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Septambra 2010
Politique.Admnistratera sivily Sady tsy hiady seza no tsy handrombaka fahefana

Ny alakamisy 23 sy ny zoma 24 septambra teo, no nanao ny fivoriambe izay fanaony isan-taona, ireo mpikambana eo anivon’ny sendikan’ny «Administrateurs civils» am-perinasa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Septambra 2010
Politique.Demokrasia, fanapariaham-pahefana Nanao valin-kafatra i Olivier Rakotovazaha

Mihazakazaka ary manao be lazao hametrahaka ny fanapariaham-pahefana tena izy ny fitondrana FAT, fa izay no fanirian’ny mpizaikan’ny kaonferansa nasionaly nasaina nokarakarain’ny Raiamandreny Mijoro farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Septambra 2010
Politique.Mikatso ny diniky ny Malagasy Hiditra an-tsehatra ny SADC

Tapaka nandritra ny fivoriambe faha-30 nataon’ny SADC tany Windhoek renivohitr’i Namibia ny volana aogositra 2010 teo ny hanokafana Birao fifandraisan’ny SADC eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Septambra 2010
Politique.Distrika Manakara Tsy hametra-pialana ireo Ben’ny tanàna

Manao tohivakana ny fanambarana avy amin’ny lafivalon’ny Nosy manoloana ny fikasana hanolo PDS ireo Ben’ny tanàna, araka ny tinapaky ny mpizaikan’ny fihaonambem-pirenena nokarakarain’ny Raiamandreny Mijoro sy ny Vondron’olom-pirenena teny Ivato ny 13 ka hatramin’ny 18 septambra 2010 na fanapahan-kevitr’i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, ny hanaovana fifidianana mialoha ny fotoana.

Hamaky ny tohiny
FTT