• Alakamisy 23 Septambra 2010
Politique.PDS-n’i Morondava Anarana TGV efatra no mandehandeha any

Herinandro taorian’ny fametra-pialana nasaina nataon’ingahy Fanoina Solo André, Ben’ny tanànan’i Morondava, renivohitry ny Faritra Menabe, dia fantatra izao tsy hiandry izay fifidianana ben’ny tanàna ny FAT fa hiroso amin’ny fanendrena delegasiona manokana (PDS) hitantana ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Septambra 2010
Politique.Fifidianana Ben’ny tanàna Tsy hametra-pialana ny eto Analamanga

Milaza ho vonona handray anjara amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna, izay karakarain’ny FAT ny 20 desambra izao ireo Ben’ny tanàna ato amin’ny faritra Analamanga. Vonona ny hiatrika ny vahoaka izahay hoy izy ireo saingy misy fitsipi-dalao mazava kosa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Septambra 2010
Politique.Raiamandreny Mijoro Mpisolovavan’ny FAT

Mpiara-mikarakara ny fikaonadoham-pirenena notontosaina ny 13 ka hatramin’ny 18 septambra teo tao amin’ny ivotoeram-pivoriana iraisam-pirenena Ivato no namantarana ny Raiamandreny Mijoro sy ny Finoana, ity farany izay voalaza fa vondron’ny fiarahamonim-pirenena miisa 42.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2010
Politique.Fifidianana Ben’ny tanàna «Fitaka be vava»

Nanao valin-kafatra momba ireo tatitra an-gazety sy resabe amin’ny haino aman-jery nitobaka nandritra sy taorian’ny fihaonambem-pirenena nasain’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita (FAT) nokarakain’ny Raiamandreny Mijoro ny vondron’ny Parlemantera.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2010
Politique.Rakotoarisoa Rigobert “Avelao ho avy ny fifidianana hahitana ny vokany”

Naneho ny heviny mikasika ny fehin-kevitra tapaka nandritra ny fihaonambem-pirenena notontosaina teny Ivato Rakotoarisoa Rigobert, Ben’ny tananan’ny Kaominina ambanivohitra Soavina Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
FTT