• Alakamisy 30 Septambra 2010
Politique.Lalàmpanorenana Hanome vahana ny Frantsay

Nosoratana tamin’ny teny frantsay, naverina ny zarazarao hanjakana nolovaina tamin’ny mpanjanatany Frantsay, ny teny frantsay no hany azo ekena ho tenim-pirenena ankoatra ny tenin-dReny, dia nampiana fa fanjakana tokana, manana ny fiandrianany, repoblikana ary laika i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Septambra 2010
Politique.Manoman-tena ny Ankolafy Telo Ho avy Ravalo sy Ratsiraka

Misahotaka ireo mpanao politika mpiara-dia amin’ny FAT raha vao nandre fa dia ho avy ny iraky ny SADC, vao mainka nipatitaka rehefa nivoaka ny filazana fa ny alakamisy 30 septambra, anio izany, no higadona eto ny delegasiona izay hotarihin’ny Dr Leonardo Simao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Septambra 2010
Politique.Kandida Ben’ny tanàna Mety ho sakana ny «Etat 211 bis»

Anisan’ireo antoko milaza fa vonona ny handray anjara amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna hatao amin’ny 20 desambra 2010 ny Antoko Miombon’Ezaka (AME) ary efa miomana amin’izany araka ny nambaran’ny filohany, Clément Ravalisaona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Septambra 2010
Politique.Honoré Rakotomanana Mbola hokitihana kely ny volavolan-dalàmpanorenana ?

Mety mbola hisy ihany ny fikitihana ny volavolan-dalàmpanorenana, araka ny filazan’i Honoré Rakotomanana azy, tsy fanovana anefa io atao io fa fanamboarana ny firafitry ny soratra ao amin’izany lalàmpanorenana izany fotsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Septambra 2010
Politique.Zafilahy Stanislas Hangala-bato ny FAT ?

Mampahatsiahy ny mpitondra amin’izao fotoana i Zafilahy Stanislas fa nanakianana fatratra ny fitondrana Ravalomanana ny fanatanterahana fifidianana amin’ny vanim-potoanan’ny orana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Septambra 2010
Politique.Famadibadihan-dresaka Igagam-bahoaka ny FAT

Ara-bakiteny mihitsy ankehitriny fa dia igagam-bahoaka raha ny mpitondra ity Fahefana Avon’ny Tetezamita ity amin’ny famadibadihan-dresaka sy fivadihana amin’izay nifanarahana ity.

Hamaky ny tohiny
FTT