• Zoma 01 Oktobra 2010
Politique.Lalatiana Ravololomanana Sinema no betsaka eto

Ny vahoaka Malagasy mihitsy no mahatsapa fa tsy mahazaka fahefana i Andry Rajoelina ka tokony hametra-pialana ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Oktobra 2010
Politique.Randrianazanany Victor Lalao Mila Ben’ny tanàna mitsinjo ny tombontsoam-bahoaka Antananarivo

Naneho ny heviny sahady mikasika izay Ben’ny tanàna hitondra ny tanànan’Antananarivo atsy ho atsy Randrianazanany Victor Lalao, filohan’ny kaoperativa komafila 148. Nambarany fa mila Ben’ny tanàna matahotra an’Andriamanitra sy mitsinjo ny tombontsoam-bahoaka Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Oktobra 2010
Politique.Fanelanelanana amin’ny krizy Tonga ny iraky ny SADC

Nigadona eto Madagasikara omaly alakamisy tamin’ny fiandohan’ny tolakandro ny delegasiona avy amin’ny Vondrona SADC, misy mpikambana telo izay tarihin’ny Dr Leonardo Simao. Herinandro no haharetan’ny dian’izy ireo eto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Oktobra 2010
Politique.Toliara Mirehitra indray ny tanàna

Mafanafana tao Toliara omaly. Andian’olona maro no nirohotra teo anoloan’ny Lapan’ny Fitsarana, niara-dia tamin’ny Herim-bahoaka Mitambatra mitaky ny hamoahana ny havany sy ireo olobe ao an-tanàna, miisa fito, nosamborin’ny FAT ary notanana am-ponja vonjimaika any an-toerana taorian’ny famoriam-bahoaka nitranga tao Toliara ny 27 aogositra lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Septambra 2010
Politique.Kaominina Toamasina I Telo volana nisiana PDS, in-telo nanitsy tetibola

Nanomboka ny talata 28 septambra teo ary tsy hifarana raha tsy anio alakamisy 30 septambra, telo andro, ny fivoriana tsy ara-potoana ataon’ny Mpanolotsain’ny Kaominin’i Toamasina I (CUT).

Hamaky ny tohiny
FTT