- Zoma 01 Oktobra 2010
Politique.Faritra DIANA Tsy misy manaiky hiala ireo Ben’ny tanàna
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Namory ireo sefo fokontany tao Antsirabe I ny lehiben’ny distrika omaly. Ny fanomanana ny fifidianana ho avy, indrindra ny fiatrehana ny fitsapan-kevi-bahoaka, no lahadinika tamin’izany.
Hamaky ny tohinyNampahafantarina ny alarobia tolakandro teo tao Ampasimazava Toamasina ny fitsanganan’ny MIR-4 na ny “Manda Iorenan’ny Repoblika faha-4”. Ny mpandrindra ny MIR-4, Razafindrajery Herisetra sy ny mpitondra teniny, Naivo Michel, no nanazava tamin’ny mpanao gazety ny fijoroany.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hatramin’ny alarobia hariva nitohy omaly tontolo dia efa nahoraka hatreny Ambohitsorohitra ka hatreny Mahazoarivo fa Rabenirina Jean Jacques no hasolo an’i Vital Camille. Araka ny tapaka teny Ivato nandritra ny Fihaonambem-pirenena mantsy, hono, dia ny mpanao politika no manolotra izay mety hatao amin’izany toerana izany ka ny filohan’ny FAT no manendry azy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny