- Talata 05 Oktobra 2010
Politique.Rakamisilahy Martial Miomana hofidiana Loholona
Tapa-bolana mahery roa andro taorian’ny nahavitan’ny fihaonambem-pirenena nokarakarain’ny Raiamandreny Mijoro dia tsy sahy nandray fanapahan-kevitra hampihatra izay tapaky ny mpizaika tamin’io ny Fahefana Avon’ny Tetezamita (FAT).
Hamaky ny tohiny
