• Alarobia 06 Oktobra 2010
Politique.Mpampianatra FRAM Tsy hampianatra raha tsy mivaly ny fitakiana

Nitokona nanomboka omaly talata ireo mpampianatra FRAM 60 mianadahy avy amin’ny ZAP telo dia Antehiroka, Ivato ary Talatamaty mivondrona ao amin’ny bassin II, ao anatin’ny fari-piadidiam-pampianaran’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Oktobra 2010
Politique.Fitokonana ao amin’ny port Nojapian’i Roland Ratsiraka

Anatin’ny fotoana mampavaivay ny fitokonana no tonga tampoka tao amin’ny port i Roland Ratsiraka. Mazava ny resaka, nijapy lamasinina ny filohan’ny MTS sady filoha lefitry ny FAT.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Oktobra 2010
Politique.Jean-Louis Rakotoamboa Samy diso ka tokony hifamela !

Manoloana ny fizotry ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana dia nanambara i Jean-Louis Rakotoamboa, filoha nasionalin’ny antoko TEZA sady anisan’ireo mpitarika ao amin’ny Ankolafy Ravalomanana, fa tsy vahaolana velively ny fanatanterahana fitsapan-kevi-bahoaka amin’ny 17 novambra 2010.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Oktobra 2010
Politique.Ambatondrazaka Propagandy sa fitokanana ?

Naverimberina tamin’ny radio tao Ambatondrazaka ny sabotsy 02 oktobra teo fa hatao anio talata 05 oktobra ny lanonana fametrahana ny vatofototry ny fanamboarana ny kianja sentetika ao Ambatondrazaka.

Hamaky ny tohiny
FTT