- Alakamisy 07 Oktobra 2010
Politique.SMM Nanaovan’ny ministra fangala-piery
Nanaraka an-tsakany sy an-davany ny fifanarahany tamin’ny ministry ny fitsarana ny talata antoandro ny Sendikan’ny mpitsara eto Antananarivo.
Hamaky ny tohinyNanaraka an-tsakany sy an-davany ny fifanarahany tamin’ny ministry ny fitsarana ny talata antoandro ny Sendikan’ny mpitsara eto Antananarivo.
Hamaky ny tohinyNamoaka ny heviny mikasika ny fitokonana sy grevy misy ankehitriny i Aimé François na Sambahita, filohana fikambanana zanak’i Toliara sy filohan’ny faritra 21 ary mpianatra toekarena ao Barikadimy Toamasina.
Hamaky ny tohinyNambara foana fa fanovana hanatsarana ny fomba fifidianana sy hampangarahara ary tsy hisian’ny hala-bato, ny nananganana ny CENI na ny komity nasionaly mahaleotena misahana ny fifidianana.
Hamaky ny tohinyTampina ny daomy, hoy ny tanora izay, raha ny zava-misy eo anivon’ny fitsarana no jerena. Nirava maina ny dinika naharitra ora roa teo amin’ny biraon’ny SMM, notarihin’ny filohany Arnaud Auguste Marius sy Razanamahasoa Christine, ministry ny fitsarana teny Faravohitra omaly.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fanakatonana radio ataon’ny fitondrana FAT. Taorian’ny radio Fototra, an’ny antoko Hasin’i Madagasikara dia ny onjampeon’ny Fiangonana Advantista indray izao no nakatona.
Hamaky ny tohinyRoso ny dia ka tsy mipody koa, hoy ny Komity mpanomana ny fihaonamben’ireo Ben’ny tanàna izay tontosaina etsy amin’ny Espace Salohy ny 13, 14 ary ny 15 oktobra izao.
Hamaky ny tohiny