• Alakamisy 07 Oktobra 2010
Politique.Kolonely Charles Notafihana miaramila ny tranony ao Ankadivato

Omaly no natolotra ny Fampanoavana ireo efa-dahy ary samy naiditra am-ponja vonjimaika avokoa. Noho ny fanafihana ny tranon’ny Kolonely Charles, tamin’ny 19 septambra lasa teo, no antony nisamborana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2010
Politique.SMM Toamasina “Tsy ny ministry ny varotra no mibaiko ny asanay”

Tsy nahafaly ireo mpitsara SMM tao Toamasina ny filazan’ny ministry varotra, Mahazoasy Freddie, nandaminana ny fitokonan’ny mpiasa ao amin’ny port vokatry ny nitazonana am-ponja ny mpiasan’ny MICTSL miisa 05 sy mpiasan’ny Maersk miisa 02 voarohirohy noho raharaha “bois de rose”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2010
Politique.Hetsiky ny Ben’ny tanàna Nilavo lefona ny FAT

Tsy nanan-tsafidy afa tsy ny niverina amin’ny fanapahan-keviny ny FAT manoloana ny firaisankinan’ireo Ben’ny tanàna manerana ny nosy izay tsy manaiky ny fanerena fametraham-pialana ireo mbola mikasa hirotsaka hofidiana amin’ny 20 desambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2010
Politique.Pastera Mailhol Amin’ny taona 2012 vao hifarana ny tetezamita

Nanao jery kina ny volavolan-dalàmpanorenana hakana ny hevitry ny mpifidy ny 17 novambra izao ny pastera Mailhol. Raha ny fahitany azy dia vao mainka manamafy ny fahefan’ny fitondran’ny filoham-pirenena ity volavolan-dalàmpanorenana ity izay nalaina tahaka tamin’ny lalàmpanorenana teo aloha ihany.

Hamaky ny tohiny
FTT