- Zoma 08 Oktobra 2010
Politique.Fitokonana faobe Tapa-kevitra ny mpiasam-panjakana
Tonga ny fotoana hanehoana ny hery ho an’ny mpiasam-panjakana. Raikitra ihany koa ny fitokonana faobe ataon’izy ireo manomboka ny talata 12 oktobra izao araka ny baiko nomen’ny (F3M) Fiaraha-mientan’ny mpiasam-panjakana izay ivondronan’ny sendika sy fikambanana 30 ary misy ny sokajin’asa rehetra.
Hamaky ny tohiny
