• Alatsinainy 11 Oktobra 2010
Politique.Antsiranana Tsy handray anjara amin’ny fitsapan-kevi-bahoaka

Niantso mpanao gazety tao amin’ny trano fivorian-dry zareo ny Ankolafy Madagasikara, nahitana ireo mpitarika Ankolafy Telo (Ravalomanana, Ratsiraka, Zafy) ny sabotsy tolakandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2010
Politique.Ben’ny tanàna ao Vakinankaratra Nentina nialokaloka tany Foulpointe

Hagagana ny an’ny mpitsangatsangana tao Mahavelona Foulpointe nahita ireto Ben’ny tanànan’i Vakinankaratra tonga nirohotra tany an-toerana ny faramparan’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2010
Politique.Camille Vital Mbola nitokana zava-bita

Tsy fantatra intsony na fialana bala ao anatin’izao fampielezan-kevitra mandeha ankehitriny izao, na matahotra ny fandikan-dalàna izay nataony, fa niteny tsy nanontaniana mihitsy ny Praiministra Camille Vital raha niatrika ny lanonana mikasika ny fijereny ny trano vaovao sy trano nasiam-panarenana teo anivon’ny vondron-tafika tao Toamasina ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2010
Politique.Fifidianana Kitoatoa ny fikarakarana

Tapaka teo anivon’ny filankevitry ny ministra ny 20 septambra 2010, ny didim-panjakana mamaritra ny fifidianana Ben’ny tanàna, hatao ny 20 desambra ho avy izao, hoy i Hajo Andrianainarivelo, ministry ny fanajariana ny tany sy ny fanapariaham-pahefana tany Foulpointe ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2010
Politique.Monja Roindefo Tsy fifidianana no hatao eto fa fampandaniana ny ENY

Naneho ny heviny tao amina fahitalavitra tsy miankina iray, momba ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana Atoa Monja Roindefo, filoha nasionalin’ny antoko Monima ny zoma alina teo.

Hamaky ny tohiny
FTT