• Talata 12 Oktobra 2010
Politique.Raharaha SMM Hiverina indray ny fitokonana

Tsy naharesy lahatra ny ankamaroan’ireo mpitsara mivondrona ao anatin’ny SMM ny marimaritra iraisana nivoaka taorian’ny fihaonan’ny filohan’ny FAT, Andry Rajoelina sy ny biraon’ny SMM tarihin’i Auguste Marius Arnaud teny Ambohitsorohitra ny alakamisy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Oktobra 2010
Politique.Vaovao Benjamin Miankina amin’ny FAT ny fiverenan-dRatsiraka

Ho an’ny loholona Arema teo aloha sady mpikambana ao amin’ny FAT, Vaovao Benjamin dia tokony ho afaka miverina soa aman-tsara eto Madagasikara amin’ny maha filoham-pirenena azy teo aloha ny amiraly Didier Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2010
Politique.Hetsiky ny TIM Antsirabe Tratra ny fanamby

Tontosa soa aman-tsara ny hetsika goavana notontosain’ny antoko Tiako I Madagasikara (TIM) Antsirabe I. Tao amin’ny Centre DIANTANA, route d’Ambositra no nanaovana azy ny sabotsy 09 oktobra 2010 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2010
Politique.Lahiniriko sy Maharante Tsy masina an-taniny

Tonga tao Toliara i Lahiniriko Jean, filoha lefitry ny Fahefana Avon’ny Tetezamita (FAT) sy i Maharante Jean de Dieu, ministry ny fiompiana ao amin’ny governemanta FAT. Fampielezan-kevitra tanteraka no nataon’izy mirahalahy tao amin’ny efitrano Basia.

Hamaky ny tohiny
FTT