Politique

Antoko MAVANA Mpisandoka izay milaza fa manohana ny ENY


  • Zoma 08 Oktobra 2010


Manoloana izao fitsapan-kevi-bahoaka karakarain’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita amin’ny 17 novambra 2010 izao dia namoaka fanambarana ny antoko politika Madagasikara Vanona no Asandratra na MAVANA. Manambara ity antoko ity, araka ny tatitra an-tsoratra nataon’ny filoha lefitra nasionaly, Rasoloarimanana Jean Louis, ny 05 oktobra teo, fa “tsy mandray anjara amin’ny fanohanana ny ENY na TSIA mandritra izao fitsapan-kevi-bahoaka izao”. Izay no natao, hoy ity mpitondra teny ity, dia noho ny Birao politika tsy nanapaka ny amin’izany. Araka izany dia raha misy olona mitonona na mitondra ny anaran’ny antoko MAVANA ka milaza fa manohana ny ENY dia raisiny ho mpisandoka. 

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT