- Talata 12 Oktobra 2010
Politique.Ben’ny tanànan’Analamanga Misavoritaka tanteraka
Izay vao tena misara-bazana tanteraka ireo Ben'ny tanàna ao anivon’ny faritra Analamanga. Andaniny ireo mitovy hevitra amin’ny filohan’ny AMRA (Association des Maires de la Région Analamanga) amin’ny fanatontosana ny Fihaonamben’ny Ben’ny tanàna manomboka ny 13 oktobra izao ary ankilany ireo manohana ny didy hitsivolana 2010- 009 izay mamaritra fa mametra-pialana ireo izay mbola hirotsaka hofidiana amin’ny 20 desambra rehefa eken’ny vaomiera ny filatsahan-kofidiany.
Hamaky ny tohiny
