- Alarobia 13 Oktobra 2010
Politique.Mpiasam-panjakana Tsy nahazaka olona ny F3M
Nitsefotra ny grevy faobe. Omaly no fotoana nifanomezan’ny mpiasam-panjakana fa hanaovany fitokonana ho fitakiana ny marikarama mitovy. Raha ny lamina napetraky ny F3M dia samy manatanteraka hetsika eny anivon’ny ministerany ny mpiasa ankoatra ny mpiasan’ny fahasalamana sy ny mpampianatra.
Hamaky ny tohiny
