Politique

Magro Behoririka Mandefa mpitsikilo hatramin’ny Karana


  • Alatsinainy 11 Oktobra 2010


Mifanaretsaka ny ao Behoririka, mifangaro any anaty olona amin’ny hetsiky ny Ankolafy Telo ny mpitsikilo. Ny sasany ira-panjakana fa misy koa ny irahin’ny Karana. Ny an’iretsy voalohany aloha dia efa mazava ny iraka ampanaovina azy fa ny fisian’ireto farany no nampametra-panontaniana. Rehefa natao ny fanadihadiana dia Karana eny Andravoahangy eny no manakarama azy ireo. Araka ny fantatra dia telo isan’andro izy ireo no indray ahetsika ary tonga any amin’izay toerana rehetra misy ny hetsiky ny mpanohitra. Manara-maso ny zava-mitranga, mihainohaino ihany koa sao misy resaka hafahafa, ka izy ireo no mampilaza mialoha ny fotoana any amin’ny “patron”, mba hiomanany. 

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT