- Zoma 15 Oktobra 2010
Politique.Pastera Mailhol «Aza miala bala, fa mialà rehefa tsy mahavita azy !»
Manoloana ny zava-mitranga eto amin’ny firenena ankehitriny dia nanambara tamina onjampeo tsy miankina iray ny alarobia alina teo ny pastera Mailhol fa tsy tokony hiala bala izany mihitsy ny mpitondra ka hiteny foana hoe efa miasa izy ireo fa ny mpanohitra, na ny Ankolafy Telo na ny SADC na i Joaquim Chissano no mampitarazoka ny famahana ny krizy.
Hamaky ny tohiny
