- Alakamisy 14 Oktobra 2010
Politique.Marc Ravalomanana tao amin’ny Magro Nanala tena ireo TIM nety hotendren’ny FAT
Niala tamin’ny fahanginany ny filoha Marc Ravalomanana sady filohan’ny Ankolafy Ravalomanana rahateo. Tsy niandry ela fa ny alarobia 13 oktobra, ny ampitson’ny nanambaran’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita ny fijoroan’ny Kongresin’ny tetezamita sy ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita ihany izy dia naneho ny heviny mazava mikasika ny fisehoan-javatra amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohiny
