- Alatsinainy 18 Oktobra 2010
Politique.Toamasina Ho tanàna maty indray anio ?
Lasa fitaintainana lava ho an'ny vahoaka ao Toamasina ny fandehan-draharaha mikasika ny fandaminana momba ny posy.
Hamaky ny tohinyLasa fitaintainana lava ho an'ny vahoaka ao Toamasina ny fandehan-draharaha mikasika ny fandaminana momba ny posy.
Hamaky ny tohinyTsy maty akory ny tolona ao Antsirabe raha somary nangingina taorian’ny fandalovan’ny solontenan’ny Ankolafy Telo farany tao Vakinankaratra fa naka bahana fotsiny.
Hamaky ny tohinyEfitrano fitsarana roa no indray nandehanan’ny raharaha baomba sy fanohintohinana ny filaminana anaty, omaly tetsy Anosy. Ny efitrano fahefatra sy fahadimy izay samy fitsarana ny ady heloka bevava tsotra no nanatontosana an’izany.
Hamaky ny tohinyNotanterahina omaly ny fifidianana ireo mpikambana ao anatin’ny birao maharitry ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita na CST izay ahitana Filoha lefitra enina, iray isaky ny faritany, sy ny Kestora roa.
Hamaky ny tohinyNampiaka-peo fanindroany indray ireo fikambanana sy antoko politika tsy nahazo seza ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita sy ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita.
Hamaky ny tohiny