• Alatsinainy 18 Oktobra 2010
Politique.Itaosy Nidina an-dalambe ny KMFB

Nisafidy ny haneho hevitra am-pilaminana teny an-dalambe ny KMFB Atsimondrano andrefana Itaosy manoloana ny fangejana ny haino amanjerim-panjakana ataon’ny mpitondra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2010
Politique.Hetsiky ny Ankolaky Telo Alatsinainy mena anio

Tapa-kevitra ny Ankolafy Telo fa tsy hanaiky intsony ny tsindry hazo lena sy ny ramatahora ary ny fanaparam-pahefana ataon’ny FAT amin’ny Malagasy izay efa latsaka lalina anatin’ny fahantrana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2010
Politique.Rezervista 2009 Manome 48 ora ny FAT

Ela niandrasana ny fampanantenana nataon’ny filohan’ny FAT azy ireo miaramila fiandry na rezervista nanohana ny tolona tamin’ny taona 2009 ka nivoaka tamin’ny fahanginany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2010
Politique.Raharinaivo Andrianatoandro «Misandoka andraikitra», hoy i Raharisaina Hery

Manamafy ny DR Raharisaina Hery anisan’ireo parlemantera Tiako I Madagasikara (TIM) miara-dia amin’ny Ankolafy Telo fa tsy vahaolana ivoahana amin’ny krizy mihitsy ny nananganana ny CST (Filankevitra ambonin’ny tetezamita) sy ny CT (Kongresin’ny tetezamita) amin’izao firafitra sy endriny izao.

Hamaky ny tohiny
FTT