- Alakamisy 14 Oktobra 2010
Politique.Karamana Depiote “Tsy hamelomam-bady aman-janaka”, hoy Rakotomanjato Rodin
Tsy nanafina ny hafaliany ireo parlemantera Tiako I Madagasikara (TIM) tsy mbola mivadi-belirano amin’ny fitakiana ny fiverenan’ny ara-dalàna sy ny fampiharana ny satan’i Maputo hiverenan’ny Filoha Marc Ravalomanana amin’ny fitantanana ny firenena, raha tafavory tao amin’ny "QG" mahazatra azy ireo eny Bel’Air Ampandrana omaly alarobia 13 oktobra.
Hamaky ny tohiny
