• Talata 19 Oktobra 2010
Politique.Rasamimaka Mahefalahy «Tsy vitan’ny fidedahana ny fitantanana ny tanàna”

Nisarika ny sain’ny mpanara-baovao maro i Toamasina tato ho ato izay. Miala grevy mantsy ny tao an-toerana dia miditra grevy. Ny fampielezan-kevitra andanin’izay, mandeha tsy mandeha, ny takelaka no mba miteny nefa tsy mahasarika mpijery. Vokatra ireo toe-draharaha ireo dia nisy ny resaka nifanaovanay tamin’ny Atoa Rasamimaka Mahefalahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Oktobra 2010
Politique.Laurent Ramaroson «Tsy mitady seza izahay»

Nanatsoaka ny filatsahan-kofidiany amin’ny toeran’ny filoha lefitry ny kongresin’ny tetezamita notanterahana omaly teny Tsimbazaza ny antoko AVI.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Oktobra 2010
Politique.Tabera Randriamanantsoa «Tsy misy manambitamby izany eo»

Ilaina dia ilaina mihitsy ny fanelanelanan’ny CNOSC, ary na tsy ho tonga ao aza ny Ankolafy Rajoelina dia tsy olana izany, ry zareo rahateo efa tsy misy mpanaraka intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2010
Politique.Antsirabe Nanambatra ny heriny ny Legalista

Tontosa soa aman-tsara ny hetsika notontosaina tao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe ny Sabotsy 16 oktobra lasa teo, hetsika efa fanaon’ny Legalista mitaky ny hiverenan’ny ara-dalàna ao Antsirabe izy ity ary tsy hoe nitsahatra akory izy teo aloha fa nisy ny lamina nataon’ireo mpitarika ary dia izao niverina tamin’ny heriny izao indray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Oktobra 2010
Politique.Monja Roindefo Nolevilevesiny ny FAT

«Ampy izay, mila mandray andraikitra ny vahoaka !». Niverimberina tamin’ny kabarin’i Monja Roindefo io ny sabotsy 16 oktobra teo, raha namory olona tao amin’ny Banja Toalaza Mahajanga izy.

Hamaky ny tohiny
FTT