Politique

Propagandy ENY Izy talen’ny fampielezankevitra aza tsy rototra


  • Alatsinainy 18 Oktobra 2010


Miditra amin’ny herinandro fahatelo ny fampielezankevitra amin’ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny lalàmpanorenana kasain’ny FAT hatao ny 17 novambra 2010. Tsy miraika ny olona ! Manerana ny Nosy mihitsy io tranga io. Ny mahazendana aza dia na ny tanànan’ireo lohandohany ao amin’ny Komity mampandany ny ENY avy no tsy ahitana tamingana afisy milaza izany akory. Miteny ho azy ny zavatra hita ao Atsimondrova Ambatondrazaka. Avy any ny tale lefitry ny fampielezankevitry ny Komity mampandany ny ENY, ny Dr Ramandehamanana Richard, izay lehiben’ny Faritra Alaotra Mangoro teo aloha. Na afisin’ny ENY aza anefa tsy tazana any akory. Ka izy tompony aza tsy rototra ka Malagasy iza no hiraika amin’izany ?

 Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanĂ na
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanĂ na Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT