• Talata 19 Oktobra 2010
Politique.Toamasina Efa 15 ny kadinda ho Ben’ny tanàna

Taorian’ny namoahan’ny filankevitry ny ministra ilay didy hitsivolana 2010-009 mikasika ny fombafomba filatsahan-kofidiana ho Ben’ny tanàna sy ny mpanolotsain’ny Kaominina manerana ny Nosy, dia efa miomana amin’izany ireo fikambanana sy antoko politika ary ireo olon-tsotra te handray anjara ao Toamasina renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Oktobra 2010
Politique.Magro Behoririka Nidiran’ny Emmo-Reg dia noravany

Vita ny teny Ambohijatovo dia nihazo an’i Behoririka ireo olona marobe. Nisy ny nentin’ny fo ka nanangana barazy tamin’ny vato sy “betôn” mba hanakanana ny lalana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Oktobra 2010
Politique.Edgard Razafindravahy Ho kandida Ben’ny tanànan’Antananarivo ?

Na dia tsy mbola nanao fanambarana ofisialy momba ny filatsahan-kofidiany amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna aza ny Pds Edgar Razafindravahy dia hita soritra amin’ny fihetsiny tato anatin’ny herinandro vitsy izao ny faniriany hitondra ny tanànan’Antananarivo mandritra ny efa-taona.

Hamaky ny tohiny
FTT