• Alakamisy 21 Oktobra 2010
Politique.Ankolafy Telo Hiala an’i Magro

Niverina tao Magro Behoririka ny Ankolafy Telo omaly raha somary niato kely ny hetsik’izy ireo ny talata. Feno hipoka ity toerana ity na sioka tokana ary tampoka ihany aza no nifanentanan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Oktobra 2010
Politique.Famahana ny krizy Nahemotra ny fivorian’ny GIC

Nahemotra amin’ny fotoana manaraka indray ny fihaonan’ny GIC momba ny toe-draharaha eto Madagasikara raha tokony hotanterahana ny 29 sy ny 30 oktobra ho avy izao. Ao Addis Abeba renivohitra Etiopianina moa no saika hanatanterahana ity fihaonana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Oktobra 2010
Politique.Didier Ratsiraka Ho avy handamina ny foloalindahy ?

Am-perinasa tanteraka ny komity manokana manomana ny fitsenana ny amiraly Didier Ratsiraka amin’izao fotoana, na tsy mbola fantatra amin’ny fomba ofisialy aza ny daty hahatongavany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Oktobra 2010
Politique.Betafo Babangoana ny tabilao

Saika manerana ny faritra Vakinankaratra mihitsy no mihitsoka tanteraka ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana fitsapan-kevi-bahoaka momba ny lalàmpanorenana ho avy io.

Hamaky ny tohiny
FTT