- Alarobia 27 Oktobra 2010
Politique.Propagandy ao Toamasina Tsy mahataitra ny olona
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy niandry ela ny valin-kafatry ny Ankolafy Telo taorian’ny tsy nanomezan’ny Kaominina azy ireo ny kianjan’Ambohijatovo hanehoana hevitra.
Hamaky ny tohinyTsy mitsahatra intsony fa dia mitohy hatrany ny tolona ho an’Antsirabe ka ao amin’ny Magro Avaratsena hatrany no hifamotoanan’ireo mpitaky ny ara-dalàna.
Hamaky ny tohinyTao Toamasina, nanao famelabelaran-kevitra mikasika ny raharaha politika sy ny fifidianana kasain’ny FAT hatao ato ho ato i Pierrot Rajaonarivelo, filoha nasionalin’ny fikambanana Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara na ny MDM.
Hamaky ny tohinyToerana anisan’ny mahaliana ka misintona mpizahatany eto Madagasikara ny faritra avaratry ny Nosy iny. Na dia manana otrikarena maro aza iny faritra iny eo amin’izay sehatry ny fizahantany izay dia tsy afa-maina amin’ny krizy izy.
Hamaky ny tohinyFikambanana tsotra manohana ny Tsia amin’ny fitsapan-kevi-bahoaka momba ny volavolan-dalàmpanorenana ny Manajary Vahoaka. Teboka roa goavana no antony hanoherany ity volavolan-dalàmpanorenana ity dia ny mahakasika ny fampiasana ny fahefam-panjakana izay ambarany ho mivoana tanteraka.
Hamaky ny tohiny