• Alakamisy 28 Oktobra 2010
Politique.Magro Ny tolona, 19 volana aty aoriana

Raha ny toromarika teny amin’ny kianjan’ny Finoana, Magro Behoririka ny talata lasa teo dia tokony ho nifamotoana teny Mahamasina ireo mpiara-dia amin’ny Ankolafy Telo omaly alarobia.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2010
Politique.Adolphe Ramasy Manery an’i Andry Rajoelina hamoaka ny «amnistie»

Tsy ampy nandinihana ny volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka ny fotoam-pivoriana voalohan’ny Kongresy (CT) sy ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) noho ny fahateren’ny fotoana araka ny nambaran’i Adolphe Ramasy, izay mpikambana ao amin’ny CST avy amin’ny ESCOPOL.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2010
Politique.Hery Rakotobe Mila fitoniana ny famahana ny krizy !

Manamafy i Hery Rakotobe, Sekretera jeneralin’ny antoko Grad Iloafo sady mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) fa ilaina dia ilaina tokoa ny hisian’ny fitoniana politika eto mba hahafahana manatanteraka an-tsakany sy an-davany ny fiampitana any amin’ny Repoblika faha-4.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Oktobra 2010
Politique.RN-44 Notenenina foana fa e e e

Kabary miezinezina no nataon’i Andry Rajoelina tao Ambatondrazaka ny sabotsy 04 septambra nampanantena ny vahoakan’Alaotra fa hamboarina ny lalam-pirenena faha-44.

Hamaky ny tohiny
FTT