• Alatsinainy 25 Oktobra 2010
Politique.Montreux Soisa - Frankofonia Navoaka ny trano i Madagasikara

Nandritra ny fihaonambe faha-13 an’ny Vondron’ny tany mampiasa amin’ny ampahany na manontolo ny teny frantsay na Frankofonia no nitrangan’ity tantara ity, ny sabotsy23 oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Oktobra 2010
Politique.Magro Behoririka Vory hatrany ny Zanak’i Dada

Na dia efa nambaran’ny mpitarika ny zoma aza fa tsy hisy ny hetsika ao amin’ny Magro ny sabotsy fa hamonjy an’Antsahamanitra hiara-kiombom-bavaka amin’ny Vondrona Kristiana ny rehetra, dia tsy nanaiky ny olona fa vao nirava avy ao Antsahamanitra dia nanao diabe nihazo an’i Behoririka ho any amin’ny Magro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Oktobra 2010
Politique.Vondron’ny fiarahamonim-pirenena COSC Hisy krizy politika mafimafy eto

Mazava sady hentitra ny hevitry ny COSC na Coalition des Organisations de la Société Civile nandritra ny fivoriambe notontosain’izy ireo mpikambana ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Oktobra 2010
Politique.Famotsoran-keloka Hiandrasana olom-boafidy

Araka ny filazan’i Jaona Ralison, filohan’ny vaomiera momba ny fampihavanam-pirenena ao amin’ny filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) dia vao manomboka ny asa mihitsy ny parlemanta amin’izao fotoana, tafiditra ao anatin’izany ny fametrahana ny birao maharitra, ny findrafetana ny fitsipika anatiny ary ny famolavolana izay tena laharam-pahamehana amin’ny fandaharam-potoana tsy maintsy hodinihana sy hiadiana hevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Oktobra 2010
Politique.Hery Rakotobe Nivadi-dela tanteraka

Hatramin’izao aloha dia fantatra fa miasa mafy ny CNOSC eo am-panomanana ny mety ho fampihaonana indray ireo ankolafy politika samihafa eto amin’ny firenena ho famahana ny krizy.

Hamaky ny tohiny
FTT