- Alarobia 27 Oktobra 2010
Politique.Niloa-bava i Tantely Andrianarivo «Takalon’aina ny vahoaka»
Nandalo tao Antsirabe ary nitafa tamin’ny vahoaka tao an-toerana ny Praiministra teo aloha Tantely Andrianarivo ny antoandron’ny talata 26 oktobra teo. Teo amin’ny Kianjan’ny kolontsaina manoloana ny Tranompokonolona Antsirabe no nifamotoanany tamin’ireo mpikatroka Arema.
Hamaky ny tohiny
