• Zoma 29 Oktobra 2010
Politique.Ranjivason Jean Théodore Foto-kevitra roa lehibe no mifandona eto

Foto-kevitra roa lehibe no mifandona eto amin’ny firenena amin’izao fotoana ary hita taratra eny amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) ihany koa izany, hoy Ranjivason Jean Théodore, filohan’ny antoko Matsilo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Oktobra 2010
Politique.“Mada raid” Avy aiza ny vola ampiasain’ireo mpanao politika ?

Misimisy ihany ireo mpanao politika na mpitarika antoko, mitety faritra tato anatin’ny volana maro. Araka ny filazan’izy ireo, izay efa mahazatra ny sofina moa, dia hoe mijery ny zava-misy sy mihaino ny hetahetan’ny olona izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2010
Politique.Miaramila Terena tsy maintsy hifidy avokoa

Nanome baiko mihitsy ny ministry ny Foloalindahin’ny FAT omaly ho an’ny miaramila rehetra eran’ny Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2010
Politique.Ministra Organès Mahatsiaro ho afa-baraka

Nanao valandresaka mitokana mihitsy i Organès Rakotomihantarizaka, ministry ny filaminana anatiny, mahakasika ny fanalam-baraka nianjady taminy tao amin’ny onjam-peon’ny Viva, afak’omaly, nandritry ny fandaharana «Anao ny fitenenana».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Oktobra 2010
Politique.Tsena Mora Nikorontana sahady

Raikitra ny totohondry nandritry ny Tsena Mora tao Androndra omaly. Nikorontana ny mpandrindra ny tsena ary tonga hatramin’ny fikasihan-tanana ny mpividy izany.

Hamaky ny tohiny
FTT