- Zoma 29 Oktobra 2010
Politique.Jly Noël Rakotonandrasana «Tokony hiala amin’izay Rajoelina»
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mitohy hatrany ny ampamoaka mahakasika ilay raharaha Philippe Verdon izay vao mainka koa narahin’ny mpanara-baovao akaiky rehefa niditra an-tsehatra nanome ny heviny ny ministry ny polisy, Organès Rakotomihantarizaka.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny fitiavan’ireo mpanjifa ireo fanaka sy zavamaneno vita avy amin’ny hazo sarobidy toy ny “bois de rose” na hazo sarobidy hafa avy aty Madagasikara no tena mampirongatra ny fitrandrahana sy ny fanondranana tsy ara-dalàna ny hazo sarobidy eto, araka ny tatitra navoakan’ny Environmental Investigation Agency (EIA) sy Global Witness izay navoaka nandritry ny fihaonambe faha-10 momba ny zavaboary atao any Aichi- Nagoya, Japon.
Hamaky ny tohinyMitaky ny hanemorana ny fifidianana Ben’ny tanàna sy mpanolotsain’ny tanàna saika hotanterahana ny 20 desambra 2010 izao ny Antoko Miombon’ezaka (AME) tarihan’i Clément Ravalison, izay mpikambana ao amin’ny CST moa.
Hamaky ny tohiny