Politique

Fikotrehana fanonganam-panjakana Miasa ireo kolonely roa voarohirohy


  • Alakamisy 28 Oktobra 2010


Hatairana ny an’ny mpanao gazety omaly raha naheno tamin’ny jeneraly Rakotoarimasy Lucien, fa miasa ireo kolonely roa izay voarohirohy tamin’ilay resaka fanonganam-panjakana teny Ambohijanaka. Tamin’izany moa dia efa tsikaritra ihany fa sarimihetsika no betsaka tamin’ity resaka ity. Manaporofo izany ankehitriny ny zava-misy satria raha miezaka mafy hisambotra ireo kolonely ireo ny teo anivon’ny Emmo-Reg dia toa manakana izany ny anivon’ny ministera. Vao tsy ela akory mantsy izay ny fitsarana ity raharaha ity ary naato izany satria voalaza fa tsy hita ireto kolonely roa ireto. Omaly anefa dia ny jeneraly ministra be izao no nilaza fa miasa izy ireo ary mandray karama soa aman-tsara. Sarimihetsika no betsaka ! 

Fa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • TAHINA RAZAFINJOELINA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

"Tsy sehoseho ivelany

  • Ben’ny tanàna
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

lanim-bahoaka any Betafo

  • Razafindrandriatsimaniry Marie
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Dieudonné Michel

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Ny Malagasy ihany no

  • Ben’ny tanàna Nosy Hell Ville
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

« Betsaka ny zava-bitako,»

  • FITAKIANA IREO "ILES EPARSES"
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Velona indray ny fanantenana

Hijery ny tohiny
FTT