- Talata 02 Novambra 2010
Politique.Ihosy Nofaranana kimaimaika ny lisi-pifidianana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nafana ny hetsika politika teny Atsimondrano teny ny faran’ny herinandro teo. Teo ny Diabe nokarakarain’ny KMFB Itaosy Atsimondrano Andrefana ny sabotsy 30 oktobra izay nahavory olona maro tokoa.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Najanona tamin’ny ora farany ny famindram-pahefana izay saika hatao teo amin’ny kaomisera Jean Brunel Razafindrahofa sy ny kaomisera Hassan Soufiane izay voatendrin’ny ministry ny filaminana anatiny, Organès Rakotomihantarizaka, ho solony eo amin’ny fiarovana ny sisin-tany eny Ivato.
Hamaky ny tohinyTao anaty lalana tsotra izao ireo mpanohana ny ENY no nanao propagandy ny sabotsy 30 oktobra teo tao Ambatondrazaka. Nitondra an’i Jean Aimé, mpanakanto anisan’ny ankafizin’ny any Alaotra rahateo ny Talen’ny fampielezan-kevitra, Ramandehamanana Richard, nentina nanangonana olona tamin’io fotoana io.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny