- Alakamisy 11 Novambra 2010
Politique.Roland Ratsiraka Leo ny politikany ny vahoakan’i Toamasina ?
Nandritra ny fivahinian’ireo isan’ny solon-tenan’i Toamasina niatrika ny fihaonabem-pirenena farany teo, tao amin’ny onjam-peo tsy miankina iray RFT (Radio Feon’i Toamasina), notarihan’Atoa Manajara James Anthonio, ny talata alina teo ka nanazavan’izy ireo ny fandehan’ny fipoiran’ity volavolan-dalam-panorenana ity ; dia hita tamin’ireo antso an-tarobia nandraisan’ny mpihaino anjara mametraka fanontaniana fa miha-lefy laza ao Toamasina ingahy Roland Ratsiraka filohan’ny Malagasy Tonga Saina (MTS) noho ny politika « misabaka » sy « tsy mazava » ataony.
Hamaky ny tohiny
