- Alarobia 10 Novambra 2010
Politique.Pety Rakotoniaina « Afaka milatsaka ho fidiana tsara aho”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Araka ny nambaran’ny pastera Nestor Razafindramanitra avy amin’ny vondron’olom-pirenena Finona izay nikarakara ny fihaonambem-pirenena tamin’ny mpanao gazety dia tsy mbola nisy mihitsy fampiantsoana nataon’ny CNOSC tamin’izy ireo momba ny asa fanelanelanana mety ho atao indray eo amin’ireo ankolafy politika isan-karazany .
Hamaky ny tohinyNihaona tamin’ny mpanao gazety ny alatsinainy 08 novambra teo, tao an-tampon-tanànan’Ambatondrazaka ny ben’ny tanànan’ny kaominina ambanivohitra ambodimanga (jese) RAHANKINARIVO Dod Marccellin sy ny kandida ho ben’ny tanàna RAHELIARISOA Marie Eulalie namaky bantsilana ny tsy mety ataon’ny antokon’ny fitondrana amin’izao fotoana izao any amin’iny faritra Alaotra iny indrindra ny ao amin’ny distrikan’Amparafaravola.
Hamaky ny tohinyTonga tampoka nidina teny Ampangambe Anosipatrana, ny tolak'andron'ny Talata 09 Novambra 2010, ny delegasiona notarihan'ny filoha mpiara-mitantana Fetison Rakoto Andrianirina niaraka tamin'ny solombavambahoaka voafidy teto amin'ny boriborintany fahaefatra, Atoa Felix.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny asabotsy teo dia nanomboka nitety faritra ny filohan’ny FAT.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny fotoana nanoratana dia tsy mbola azon’ny ankolafy 3 ny kianjan’i Malacam na dia efa ‘nomen’ny kominina tamin’ny fomba ofisialy’ aza fa azon’ny ankolafy 3 hanehoan-kevitra.
Hamaky ny tohiny