• Zoma 12 Novambra 2010
Politique.Vondrona Afrikanina Tsy hanara-maso ny fifidianana

Hatreto aloha dia mbola mikiry mafy hanao fitsapan-kevi-bahoaka ny 17 novambra sy ny fifidianana ben’ny tanàna ny 20 desambra ny FAT.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Novambra 2010
Politique.Andry Rajoelina sy Edgard Razafindravahy Vaky ny ady mangatsiaka?

Na ingahy Andry Rajoelina aza no nametraka an’ingahy Razafindravahy ho Pds eo anivon’ny kominina Antananarivo Renivohitra dia tsapa ary hita fa mangatsiaka ny fifandraisana eo amin’ny roa tonta.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Novambra 2010
Politique.Nifandona ny ankolafy 3 sy ny Emmo Reg 6 voasambotra, fiara 2 may kila

Tamin’ny 1 ora atoandro mahery kely teo no nipoaka ny baomba mandatsa-dranomaso voalohany nanaparitahana ireo olon’ny ankolafy telo nivory manoloana ny kianjan’i Malacam.

Hamaky ny tohiny
FTT