- Alatsinainy 15 Novambra 2010
Politique.Tetikasan’i Andry Rajoelina Tsy mahafaly olona maro sahady
Nijery ifotony ireo toerana nambarany fa hananganana ireo «Cité Fitiavana» sy ny hopitaly ary ny fanarenana ny biraon’ny kaominin’i Toamasina i Andry Rajoelina sy ny mpanara-dia azy ny sabotsy 13 novambra teo.
Hamaky ny tohiny
