• Talata 09 Novambra 2010
Politique.Oniversiten’Antananarivo Grevy faobe amin’ny alarobia

Ratsy toerana dia ratsy toerana ny ministry ny FAT misahana ny fampianarana ambony. Ny zava-niseho teny Ankatso omaly dia nanery ny FAT hamaly ny fangatahan’ny sendikan’ireto mpampianatra mpikaroka sy ireo mpianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2010
Politique.Raharaha Ralitera Andriamalala Andrianandraina Tsy hangina intsony ireo fianakavian’ireo voampanga

“Fihazonana any am-ponja tsy ara-dalàna hatramin’izay ka hatramin’izao, tsy manana ny fahaleovantenany ny fitsarana”, ireo raha bangoina no azo hamintinana ny raharaha Ralitera sy ireo namany 4 hafa voampanga, araka ny fanazavan’ireo mpisolo vava azy ireo dia Ratrimoarivony Yves sy Ratrimoarivony Solo nanoloana ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2010
Politique.Raveloson Constant Mitovy tamin’ny 17 martsa ihany no nataon-dRajoelina tao Mahamasina

“Mafy izany te hitondra sy hanao fitsapan-kevi-bahoaka izany ka avoaka daholo na izay tsy tokony avoaka aza”, hoy Raveloson Constant tsy nitsitsy fitenenana momba ny zavatra nataon’i Andry Rajoelina teny Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2010
Politique.Komity Manohana ny Eny Mampiasa vahiny manao propagandy ?

« Tena mpandraharaha marina ve ? Sa mpibizina mitady vola aodina sy harena ho trandrahana , ireto tera-tany Koreana tatsimo tonga ao Toamasina efa ho herinandro ireto », isan’ny fanontaniana napetraky ny mpanara-baovao nahita an’ingahy Jung-Dae-Hahm tale jeneralina orinasa sy J.H. Lee mpiara-dia aminy izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2010
Politique.Tgv Antsirabe Mitalaho mba hanalàna ny lehiben’ny faritra

Taorian'ny fihaonana tao amin'ny Imperial Hotel dia namory ireo mpikambana TGV teny amin'ny Hotely Diamant indray Rtoa Lanto Rakotomavo sy ny ekipany ka tamin'ny maha Sekretera Nasionalin'ny TGV indray no nihaonany tamin'ireo mpikambana vitsivitsy izay nilaza fa solotenan'ireo ho kandida hilatsaka ho ben'ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Novambra 2010
Politique.Raharaha « bois de rose » : Voarohirohy ao i Andry Rajoelina ?

Nisy raki-tsary nalefan’ny Global Witness sy ny Environmental Investigation Agency naneho fa milaza ho manana fifandraisana mivantana amin’ny filohan’ny FAT ireo sinoa mpivarotra ny andramena na ny bois de rose avy aty Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT