- Alatsinainy 15 Novambra 2010
Politique.Magro Ramatoa iray voatifitry ny Emmo-Reg
Raikitra indray ny tifitifitra tetsy Behoririka ny tolakandron’ny sabotsy lasa teo. Nisahotaka ireo olona tao amin’ny Magro rehefa nanipazana baomba mandatsa-dranomaso izay tsikaritra fa lasa tena mahery vaika.
Hamaky ny tohiny
