• Talata 16 Novambra 2010
Politique.Andry Rajoelina Higalabona eo amin’ny fitondrana

Maro ankehitriny ireo mpanao politika, fikambanana, mpahay lalàna, mpanara-baovao politika no manomboka misarika ny sain’ny olom-pirenena amin’ireo andininy manjavozavo ao amin’ny lalàmpanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Novambra 2010
Politique.Filoha Zafy Albert Nivoaka ny fahanginany

“Tsy milamina ny tany, mandry tsy lavo loha ny Vahoaka, tandindomin-doza ny firenena, manjaka ny jadona sy ny kolikoly”. Fehezanteny voalohany tamin’ny fanambaran’ny filoham-pirenena teo aloha ny profesora Zafy Albert izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2010
Politique.Fanomezana alalana Lasa ambanin’ny «Préfecture de police» ny Atitany ?

Mikorontana ambony ambany ary toa baikoin’ny politika ny fanomezana alalana na tsia amin’ny toerana famoriam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2010
Politique.Marc Ravalomanana Nanao antso sy fanambarana miezinezina

Nanoloana ny zava-nihatra amin’ireo mpitarika ao amin’ny Ankolafy Telo sy ny nitranga teto an-drenivohitra ny sabotsy 13 novambra 2010 dia tsy niandry ela fa io andro io ihany dia nanao antso avo sy fanambarana miezinezina, ny Filoha Marc Ravalomanana sady filohan’ny Ankolafy Ravalomanana rahateo, araka izao manaraka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2010
Politique.Monja Roindefo Manainga ny Tafika ho tonga saina

Malacam, Boulevard de l’Europe, Andohatapenaka, tsy raikitra ny famoriam-bahoaka saika hotontosainy ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT