- Talata 16 Novambra 2010
Politique.Hetsik’i Monja Efa niatrana ny RFI hiaro azy ?
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nihaona tamin’ireo komity mpanohana ny Eny na KME Toamasina tao amin’ny foiben’izy ireo tao Tanambao V ny Sekretera nasionalin’ny Tgv ho an’i Toamasina no sady filoha lefitry ny kongresin’ny tetezamita ho an’i Toamasina ihany koa, Rtoa Naharimamy Lucien Irma, nanazava tamin’ireto mpikambana ny tatitra nataon’ny filohan’ny FAT nandalo tao Toamasina ny faran’ny herinandro teo iny.
Hamaky ny tohiny“Krizy avy hatrany no hateraky ny fifidianana voalohany ampiharana io lalàmpanorenana io”, hoy ny Pr Ranjeva Raymond, omaly, raha nitafatafa tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny trano fonenany eny Ambaranjana izy.
Hamaky ny tohinyMMTM (Malagasy Miray Tanindrazana Mandroso), KMF/CNOE (Komity Mpanara-maso ny Fifidianana na Comité National d’Observation des Elections-éducations des Citoyens), AMICI DI Ampasilava Madagascar, UNMDH (Union Nationale Malagasy des Droits Humains) ary ny CENI Niger, ireo dimy ireo araka ny lisitra nivoaka avy eo anivon’ny CENI Madagascar no nahazo alalana hanara-maso ny fifidianana, ny fitsapan-kevi-bahoaka hatao rahampitso 17 novambra 2010.
Hamaky ny tohinyMisy mpikarama an’adin’ny FAT miketrika korontana goavana eto Madagasikara, hoy i Tonton Ambroise, mpitarika ny antoko Front Républicain Démocrate Légaliste na ny FRDL.
Hamaky ny tohinyMangina tanteraka manoloana ireo fiantsoana azy etsy sy eroa handray andraikitra ny foloalindahy. Niandry ihany ny mpanara-baovao fa tsy nisy valin-teny ireo antso nataon’ny filoha isany Marc Ravalomanana sy ny Pr Zafy Albert sy ny praiministra teo aloha Monja Roindefo.
Hamaky ny tohiny