- Alakamisy 18 Novambra 2010
Politique.Raharinaivo Andrianatoandro Nahantona tsy ho mpikambana TIM
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Main’ny afo natsangany ny FAT. Izay no azo hanambarana ny zava-nitranga omaly taorian’ny fitsapan-kevi-bahoaka.
Hamaky ny tohiny48 ora mialoha ny fitsapan-kevi-bahoaka, satria manana andraikitra goavana amin’ny fampandehanana ny birao fandatsaham-bato ireo sefo Fokontany sy ny lefiny, dia natao omaly ny fanomezana ny vola tambin-karaman’izy 137 mianadahy, ho an’i Toamasina renivohitra.
Hamaky ny tohiny“Hampahafantariny dimy andro mialoha ny hahatongavany ny fiverenan’ny filoha Ratsiraka indray an-tanindrazana”, hoy Ramisandrazana toarian’ny nahatongavan’i Tantely Andrianarivo.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny