• Alakamisy 18 Novambra 2010
Politique.Lapan’i Mahazoarivo Halohalika ny ranombary

Tsy niandry ela fa ora vitsy taorian’ny fanambarana nataon’ny Komity Miaramila ho an’ny Fanavotam-pirenena, dia nanao fanambarana ny praiministra Camille Vital, niainga avy eny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, nilaza fa entina mba tsy hahatanteraka ny fitsapan-kevi-bahoaka iny, ary fomba entina hanakorontanana ny saim-bahoaka fotsiny ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2010
Politique.Pierrot Rajaonarivelo Nifidy tsy amin’ahiahy

Gadra politika no sokajy misy azy. Anisan’ireo miandrandra famotsorankeloka izy. Na misy anefa na tsy misy izany dia tonga nandatsa-bato toy ny olom-pirenena rehetra, manan-jo hifidy izy ary tao amin’ny Fokontany Ambohitravao Talatamaty no nanatanterahany izany omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2010
Politique.Toamasina renivohitra Ireo kandida ho Ben’ny tanàna

Na tsy mbola nisy nametraka ny filatsahan-kofidiany aza dia efa hita eny ihany ireo ho kandida ho Ben’ny tanàna ho an’i Toamasina renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2010
Politique.Raharaha BANI Mikoropaka Ambohitsorohitra

Hatramin’ny fotoana nanoratana dia niely be ny feo teto an-drenivohitra fa horavana ny FAT.

Hamaky ny tohiny
FTT